Paroles Anao de Melky

Melky
  • 0.0Vous n'aimez pas les paroles de Melkyloading
  • Note 0.0/5 basée sur 0 avis.
  • Artiste: Melky14301
  • Chanson: Anao
  • Langue:

Les chansons similaires

Ianao No Tiako de Melky

Zaho te-hahita anao Zaho te-hahita anao Te ho any, te ho any Raha azoko atao Dia ny hiaraka aminao Zaho te ho any aminao Zaho te ho any aminao Fa izao dia eny izao aho Raha sitrakao te ho eo anilanao Tsy...

Efa Tia de Melky

n'inon'inona ataonao de tsarovy aho n'aiza n'aiza misy anao dia mba tsarovy mintsy aho fa izao mantsy aty tsy manadino aho fa ny fitiavako ato anaty efa tia efa tia zany zany zany mintsy aho rehefa tia fa...

Aza Variana de Melky

Hay ve,izy io tsy tia ahy Hay ve,to namitaka ahy Hay ve izy,ilay nilaza fa tia hay ve niatsara-velatsihy Sanatia,sanatria Ref:Aza viraviraina izy io rehefa tia Aza atao kilalao fa omeo ilay fitia Fantatro...

ùéø ìàçåúé de áï àøöé

àí éâéò ñåó äòåìí ðúçéì îäúçìä ðúçéì ùåá îùðé àðùéí åàæ àåìé úéäé ìé ôçåú àåîììä, ôçåú àå éåúø àçåúé àí éâéò...

Mitternacht de Schiller

Dil pay ek naya, sa nusha, chaa gya Kho raha tha jo, khaab lo-taa gya

Textes et Paroles de Anao



iza intsony moa no hihaino ahy raha hitaraina
raha tsy eo ianao angaina
iza ihany koa no mba hihantahantana
raha tsy eo ianao lasàna
tena tsaroana ho banga
raha izany tokoa no hitranga

aza ilaozanao irery eto aho fa ory ity fo torotoro
raha ny amiko rehetra tsy mba mandao
f' efa anao anao manontolo

tsisy hafa antenaina
f' efa ianao no hery sy aina
ampisokata ilay maraina
miran avokoa izany saina sy fo
efa henika anao toko
sarotra ho ahy ny hanavao
efa feno tanteraka anao

aza ilaozanao .....

na iza hiseo andrabiraby eo
ny foko efa tia tsy ho leo
fa inao ihany
no mamiko indrindra eto antany

aza ilaozanao

N'hésitez pas à faire une recherche de paroles d'une chanson dont vous ne connaissez qu'un morceau de texte avec notre moteur de paroles et chansons