Paroles Aza Variana de Melky

Melky
  • 0.0Vous n'aimez pas les paroles de Melkyloading
  • Note 0.0/5 basée sur 0 avis.
  • Artiste: Melky14301
  • Chanson: Aza Variana
  • Langue:

Les chansons similaires

Efa Tia de Melky

n'inon'inona ataonao de tsarovy aho n'aiza n'aiza misy anao dia mba tsarovy mintsy aho fa izao mantsy aty tsy manadino aho fa ny fitiavako ato anaty efa tia efa tia zany zany zany mintsy aho rehefa tia fa...

Ianao No Tiako de Melky

Zaho te-hahita anao Zaho te-hahita anao Te ho any, te ho any Raha azoko atao Dia ny hiaraka aminao Zaho te ho any aminao Zaho te ho any aminao Fa izao dia eny izao aho Raha sitrakao te ho eo anilanao Tsy...

Anao de Melky

iza intsony moa no hihaino ahy raha hitaraina raha tsy eo ianao angaina iza ihany koa no mba hihantahantana raha tsy eo ianao lasàna tena tsaroana ho banga raha izany tokoa no hitranga aza ilaozanao...

Luna Luna de Kalamu

(Paolo Farace, Irene Cantisani) Nu tiempo a luna spirava lu cantu, ispirava lu cantu, ispirava lu cantu. Criscia e cangia l'umore alla gente, l'umore alla gente, l'umore alla gente. Di notte a luna...

'o I' 'lloco de Teresa De Sio

'O i' 'lloco, mose ne scenne p'a via e se fa verè a ggente dice 'oi 'lloco, tutt'a jurnata nun tene niente a fa, 'nquieta 'e guagliune, 'oi 'lloco, 'o scemo, n'ata vota cca, vene e se fa guardà. ...

Textes et Paroles de Aza Variana



Hay ve,izy io tsy tia ahy
Hay ve,to namitaka ahy
Hay ve izy,ilay nilaza fa tia
hay ve niatsara-velatsihy
Sanatia,sanatria

Ref:Aza viraviraina izy io rehefa tia
Aza atao kilalao fa omeo ilay fitia
Fantatro ianao fa manam-bola sy harena
Rehefa tia anao izy ,aza hosihosena

Ho aiza , tsy hitako izay ho atao
Ho aiza , izy lasa nandao
Ho aiza ary iz izy ilay nilaza fa tia
Ho aiza niatsara-velatsihy
Sanatria,sanatria

N'hésitez pas à faire une recherche de paroles d'une chanson dont vous ne connaissez qu'un morceau de texte avec notre moteur de paroles et chansons